|
|
|
|

Entry 1  haratsaka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  18 Fanintsanana amin' ny antsy ny romoromon' ny tahom-bary jinjaina; fandrantsanana ny hazo maniry natao fefy tsy hisian' ny fisaritadritahana fa mifarana tsara; izay afaka rehefa mandrantsana ny raviny maimaina amin' ny tahom-bary [1.1]
Explanations in English  19 cuttings, clippings, shavings, the refuse from the bottom of the stalks in reaping rice
20 small bamboos put on the roofs of houses between the roof timbers to tie the thatch to; often pronounced karatsaka. [1.2]
Combinations  21  7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word haratsaka

Anagrams  22 harakatsa, haratsaka

Updated on 2026/08/13