|
|
|
|

Entry 1  adim-panahy
Elementary words  2 ady, 3 fanahy
Part of speech  4  noun
Morphology 
5  Simple :
Examples  6  I Katy mitombina tsara, somary miankin-drindrina, toa voan' ny adim-panahy tsy maintsy hatrehany. [2.470#140]
7  Izaho no salama vatana, mazava saina, tsy manana adim-panahy na olana aman-takaitra tahaka ny rehetra. [2.4#113]
8  Ny fandresena azony tamin'ny adim-panahy tao Getsemane dia nanome hery Azy hiaritra tamin' ny fanginana ny zava-mangidy tao anatin' ny fìtsarana Azy. [1.38#376]

Anagrams  adim-panahy, 9 mpianadahy

Updated on 2026/04/19