| Entry (1/3) | 1 abo |
| Part of speech | 2 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
16 [Antemoro+Bara+Tanosy] avo, mideza
[1.78] 17 [Antefasy] ambony, avo [1.78] 18 [Antesaka+Betsileo] avo [1.78] 19 [Tanala] avo, ambony: Mandrembo abo be ny raplany ka nikeoke anaty rahona ane (Misidina avo loatra ny fiaramanidina ka misitrika any anaty rahona any) [1.78] 20 [Tandroy] ambony: An'abo añe ty trano ty ondaty ampatrañe añe [1.78] 21 teny fahita indrindra amin' ny fitenim-paritra mitovy hevitra amin' ny hoe avo, ambony, tsy takatra: Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra [1.1] |
| Explanations in English |
22 [Provincial] High and round; great, tall. See avo, and ambo.
[1.2] |
| Explanations in French |
23 Mot venant des provinces : peu usité en hova, et employé dans le sens de Avo, haut
[1.3] 24 [Tankarana] haut. [1.19] |
| Synonyms | 25 ambo, avo |
| Combinations | 26 17 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word abo |
| Entry (2/3) | 27 abo |
| Part of speech | 28 noun |
| Explanations in Malagasy |
29 [Bara] aely
[1.78] |
| Entry (3/3) | 30 abo |
| Part of speech | 31 noun |
| Explanations in Malagasy |
32 ambony noho ny aotra
[1.13] |
| Explanations in French |
33 plus
[1.13] |
| Vocabulary | 34 Mathematics: arithmetic |
| Analogs | 35 tendro |
| Anagrams | abo, 36 bao |
| Updated on 2026/04/22 |
|