| Entry | 1 avo |
| Part of speech | 2 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
10 Ambony toerana: Avo loatra irỳ boky irỳ ka tsy takatra
11 Lava: Avo iray dia kokoa noho izaho izy 12 Misondrotra ambony, manerinerina: Tendrombohitra avo Ankaratra 13 Ambony, tsara, soa: Andriamanitra no ilay avo indrindra [1.1] |
| Explanations in English |
14 high
[1.2, 1.7] 15 lofty, eminent. See abo, ambo [1.2] |
| Explanations in French |
16 haut, élevé
[1.8] |
| Synonyms | 17 abo, ambo |
| Antonyms | 18 iva |
| Combinations | 19 22 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word avo |
| Proverbs | 20 Proverbs containing that word |
| Anagrams | avo, 21 ova, 22 vao, 23 voa~, voa |
| Updated on 2026/08/15 |
|