|
|
|
|

Entry (1/2) 1  tompo
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  18 Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy
19 Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity
20 Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika
21 Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina [1.1]
Explanations in English  22 master, owner; sir [1.7]
Explanations in French  23 maître, propriétaire [1.8]
Combinations  24  40 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tompo
Proverbs  25  Proverbs containing that word
Article  26 Randzavola: tompo ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2) 27  Tompo
Part of speech  28  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  29 Tompo [2.996]
Explanations in English  30 Lord [2.996]
Explanations in French  31 Seigneur [2.996]
Vocabulary  32  Holy Scriptures
Combinations  33  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tompo
Article  34 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Tompo

Anagrams  Tompo, tompo

Updated on 2026/08/13