|
|
|
|

Entry 1  mitompo
Root  2 tompo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mikiry amin' ny heviny [1.1]
Examples  9  Ny firenena sasany angamba, indrindra ny Tandrefana toa mitompo loatra amin' ilay safidy amam-piniavana izakany ny tenany; [2.296#]
10  Sarotra no mitompo teny fantatra hoe iza amin'ireo fanafody amboarina ao an-trano no tena mandaitra ary iza no tsy mandaitra. [2.424#]
Combinations  11  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitompo
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21