Entry vovona
Part of speech Unspecified
Explanations in Malagasy Avosa, fanaovana antontany. [1.1]
Derivatives 
 

Entry vovona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezity
Ny riran-damosin' ny hazandrano. [1.1]
Vocabulary 
Synonyms vombo ~ vombona
Compound words 

Entry vovona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Vovonana, tafontrano [1.78]
  [1.1]

Entry vovoña
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Loharano kely tsy mandeha [1.78]
  [Tanosy] dobo [1.78]

Updated on 2023/05/27