| Entry | 1 voangaly |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazam-boangory mitovitovy amin' ny voanantoka, ny elany misy mitsoriadriaka fotsy (Cetonia) [1.1] |
| Explanations in French |
4 cétoine [1.3#843, 2.165] 5 coléoptère noir à raies blanches. Cetonia [1.3] |
| Examples |
6 Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly.
[2.69#222]
7 Voka-bary tamin' izany ary teny an-tsahan-korom-potsy teny, toe ambody nato iray midoroboka misalohy laingo sy ivezivezen' ny tantely sy voangaly. [2.470#27] |
| Vocabulary | 8 Zoology: invertebrates |
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/09/12 |
|