Entry vanomainty (vano, mainty)
Part of speech noun
French definition héron noir tacheté de blanc aux ailes. Ardea gularis, Bosc. [Abinal 1888]
Vocabulary 
Scientific name Ardea gulari
Examples Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vanofotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralámbotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [Callet: Tantara]

2013/07/30