Entry valisoa (valy, soa)
Part of speech noun
Malagasy definition Fankasitrahana noho ny zavatra iray vita, izay sarotra na manahirana [Rajemisa 1985]
French definition récompense [SLP 1986]
Examples 
1Aoka dia holazaiko ny valisoa homeko. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 151]
2Mandray valisoa arakaraka ny zavatra ataony ny mpiasa. [FOFAFIPE: Haivola, page 41]
3Fanomezam-boninahitra ihany no natao valisoa ho an' ny miaramila. [Fagereng: Tantara, page 37]

Entry valisoa
Part of speech noun
French definition  [Sakalava] (de valy : réponse, réplique ; et soa : ce qui est bien ou beau). Scaevola plumieri (L.) Vahl (Goodeniaceae). Arbuste du littoral. Voir Guillaumet, Flore de Madagascar, Goodeniaceae (1978) p. 30. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Scaevola plumieri

Entry Valisoa (valy, soa)
Part of speech name (first name)
French definition On donne ce nom à des jeunes filles [Boiteau 1997]

Updated on 2019/08/17