Entry | tompondrano | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazam-bibilava malama hoditra mpitoetra amin' ny petsapetsa; mety hahatratra hatramin' ny refy ny halavany; tsy mba mpiakatra an-tanety ny tompondrano afa-tsy indraindray tadiavina, ka noheverina ho fambara loza ny fahitana azy amin' izay [1.1] | |
Explanations in French | Serpent aquatique [1.54] | |
Vocabulary | Zoology: reptiles, amphibians | |
Updated on 2020/07/31 |