Entry tenindahy (tenina, lahy)
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-tenina maina amin' ny ririnina. Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany [Rajemisa 1985]
French definition  [Merina] (de tenina (1) et lahy : hommes ; « le délassement des hommes » ; par opposition au tenimbavy). Gladiolus garnieri Klatt (Iridaceae). Nom relevé par Bojer vers 1820 avec la graphie « tenen-dahi ». Les bulbes étaient utilisés comme purgatif, pas toujours sans danger. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Gladiolus garnieri
Synonyms kitenindahy
Antonyms 
Compound words, titles, names 
Examples Tenindahy, ny vody ny asaina, dia atao amy ny bandrina sy amy ny vody, dia sotroina. [Callet: Tantara, page 126]

Entry tenin-dahy (teny, lahy)
Part of speech expression
Malagasy definition teny henjana sarotra ifampiraharahana [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/01/23