Entry | 1 kitenindahy |
Elementary words | 2 kiteny, 3 lahy |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany [1.1] |
Explanations in French |
6 (de teny : prohibition et lahy : mâle. Le sens est à peu près le même que pour kisesidahy). Gladiolus garnierii Klatt (Iridaceae). Jolie plante à bulbe qui résiste bien dans les prairies même soumises aux feux répétés. Voir aussi tenindahy, tenimpody. [Betsileo]
[1.196] |
Vocabulary | 7 Botany |
Synonyms | 8 tenindahy |
Scientific name |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |