Entry tahia
Part of speech noun
Malagasy definition Angaka kely mitovy amin' ny tsiriry ny volony (Dendrocygna major) [Rajemisa 1985]
French definition petit canard sauvage [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary 
Scientific name Dendrocygna major
Examples Tamin' izany fotoana izany, mbola be vorona an-drano tany Antsihanaka: tsiriry, angaka, tahia, talevana. [Andraina: Mitaraina, page 76]

2013/06/19