Entry sora-
Part of speech morphological form of the word soratra
Examples 
1Tsy ampy iray volana akory aho dia nahavaky teny sy nahay sora-kaliana. [Randriamiadanarivo: Sikajy]
2mpianatra mahadika ho sora-tanana mazava, hay vakina ary tsy misy diso. [FOFAFIPE: Rosovola]

Entry sora
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] Vavaka saotra noho ny fahasitranana tamin' ny aretina mafy nahazo ny tena [Rajemisa 1985]

Entry sora
Part of speech noun
Malagasy definition Biby toy ny sokina, saingy kelikely kokoa ary misoratra vony mitsoriadriaka [Rajemisa 1985]
English definition streaked tenrec ( Hemicentetes nigriceps, Hemicentetes semispinosus) [https://www.tenrec.org]
French definition hémicentètes ( Hemicentetes semispinosus) [Tsimbazaza ]
 tenrec zébré [https://www.tenrec.org]
German definition Streifentanrek [https://www.tenrec.org]
Vocabulary 
Scientific name Hemicentetes nigriceps, Hemicentetes semispinosus
Synonyms ambiko ~ tsora
Quotes 
Toponymy Place names having the word sora (1): Alasora

Entry Sora
Part of speech name (biblical) [full list]
English definition Shur [Baiboly]
French definition Shur [Baiboly]
Vocabulary 
Quotes 

Updated on 2020/04/12