Entry | 1 osy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Biby fiompy, fianakaviam-ben' ny biby mandinika milantsi-tandroka ary somorina, nahatongany fitenenana hoe "Tay ny osivavy somorina; ny lova tamindray tsy avala ary ny hetra tamin-dreny tsy diso"; bengy |
Explanations in English |
4 [1.2] a goat (Capra hircus) 5 [1.7] a goat |
Explanations in French |
6 [1.54] bouc 7 [1.3, 1.8] chèvre |
Examples |
8 [2.606#] Tsy manampy firy amin'ny fivelomana ireo biby ireo, afa-tsy ny osy izay manome ronono sy ny akoho manatody angaha.
|
All compound words | 9 13 words containing osy |
Vocabulary | 10 Zoology: mammals |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word osy |
Article | 12 Randzavola: osy ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 13 iso, 14 osy, 15 sio, 16 soy |
Updated on 2025/09/13 |
![]() |