Entry manafika (tafika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manatona mamely, mibosesika maka: Nanafika tany Ejipta i Napoléon [1.1]
Explanations in English To invade or attack with a military force [1.7]
Explanations in French Faire la guerre, envahir un pays [1.8]
Examples 
1Dia aiza izay hery hoenti-manafika? [2.528]
2Raha alina tsy azo lalovana, nefa misy tovolahy minaikanaika mankao manafika ny amboadia. [1.437]
Vocabulary 
Morphology 
Present : manafika
Past : nanafika
Future : hanafika
Imperative : manafiha

Anagrams 

Updated on 2023/01/20