Entry | liana | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Maniry mafy (ta handre na hahita na hihinana...); dodona handre, may ta handre vaovao: Liana ny hahita an-drainy i Naivo ~ Efa liana erỳ izahay, ry nenibe, fa atombohy ny angano [1.1] | |||
Explanations in English | Strongly desiring something; impatient [1.7] | |||
Explanations in French | Avide, impatient [1.8] | |||
Vocabulary | Emotions | |||
Derivatives |
| |||
Compound words |
| |||
Proverbs | Proverbs containing the word liana | |||
Anagrams | alain', alina, anila, ilana, laina, lania, liana |
Updated on 2023/06/16 |