Entry |
kantsana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Feon-java-maranitra rehefa andidiana na anapahana; fanapahana na fandidiana tsy misy mitazona [1.1]
|
Explanations in French | Le bruit que font les instruments tranchants, lorsqu'on s'en sert pour couper; l'action de couper, de trancher net [1.3]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Entry |
kantsana
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza zavatra maivana dia maivana noho izy tena maina [1.1]
|
|
Entry |
kantsana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tapaka tsipika izay mifarana toa voakantsana ny ilany sy ilany [1.1]
|
Explanations in French | Segment [1.13]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|