| Entry | 1 kantsanana |
| Root | 2 kantsana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tapahina tanteraka amin' ny antsy maranitra; didiana tarangana:
5 Nokantsanany tamin' ny antsimbilona ny rambon' ilay ondry [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/13 |
|