| Entry | 1 izarỳ |
| Root | 2 iry |
| Part of speech | 3 pronoun [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny fototeny niaviany "iry" [1.1] |
| Explanations in English |
5 those quite far away (not in sight) [1.7] |
| Explanations in French |
6 ceux-là, assez loin (pas visible) [1.8] |
| Examples |
7 Ary izary hazo miavona izary, ranalahy io ka raha sanatria, mitrena eto io anio alina dia hahita loza eto isika telo mianaka.
[2.643]
|
| Tables and plates |
8 All the pronouns |
| Anagrams | 9 izarỳ, 10 Rizia |
| Updated on 2025/09/12 |
|