|
|
|
|

Entry1  itikitra
Root  2  itỳ
Part of speech  3  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  4  misy tovana, mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny niaviany "itỳ": Tsy tiako itikitra satroka itikitra. Aleoko lavitra itikitra [1.1]
Explanations in English  5  this quite close (in sight) [1.7]
Explanations in French  6  celui-ci, tout près (visible) [1.8]
Examples  7  fa anarany ny Tsimandoa amin' Ilehidama ataony hoe Iandafindraosa, fa raha ity anao itikitra, dia hanomezanay toky anao. [2.654#]
Tables and plates  8  All the pronouns

Updated on 2025/09/12