| Entry | 1 ialahy |
| Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Ifanaovan' ny samy lehiahy tokana mitovy saranga: Taiza ialahy no tsy hitako and roany? (raha maro dia ampiana ny teny hoe isany: Ho aiza ialahy isany rahariva?)
4 Fampiasa raha tezitra: Avereno hoe ny tenin' ialahy teo! 5 Fampiasa ho fanambaniana na ho fanevatevana mihitsy roba olona tsy ao anatin' ny fianakaviana na efa misy fifankazarana: Inona izay ialahy no mba hifaninana amiko 6 Fampiasa koa anefa indraindray ho fanajana raha olona ambony no miteny amina lehilahy nahavita zavatra. [1.1] |
| Explanations in English |
7 thou, you. Used only in familiar discourse by men, but never by an inferior to a superior except on special occasions of giving confidence.
[1.2] 8 you (singular) used familiarly between men [1.7] |
| Explanations in French |
9 tu, toi. Ce mot usité entre les hommes seulement, indique la familiarité et parfois du mépris, et ne s'emploie que d'égal à égal ou de supérieur à inférieur. Il s'emploie quelquefois solennellement à l'égard du souverain, ou d'un grand personnage. -- Les femmes agées peuvent aussi l'employer en s'adressant aux garçons.
[1.3] 10 tu, toi (tutoiement entre hommes seulement) [1.5] 11 tu, toi (singulier) s'emploie entre hommes [1.8] |
| Examples |
12 Lehilahy ialahy otronin'ireny!
[2.298#138]
13 Oviana ialahy no nivoaka tary? [2.4#] 14 Tena kamarady ialahy, hoy izy. [2.643#] |
| Derivatives |
|
| Analogs | 19 ianao, 20 ise |
| All compound words | 21 4 combinations of that word |
| Tables and plates |
22 All the pronouns |
| Updated on 2025/12/08 |
|