| Entry (1/2) | 1 hitsikitsika | 
| Part of speech | 2 noun | 
| Explanations in Malagasy | 3   Karazam-borona salasalany, mivolon-takatra sady mainty ny volony, 30 sm ny halavany ary mivelona amin' ny nofom-biby madinika sy ny bibikely (Tinnunculus) -- Mahafinaritra jerena ny fanidin' ny hitsikitsika rehefa misonenika izay izy, ka nahatonga ny hiran' ny ankizy hoe: Mandihiza, Rahitsikitsika, hianaranay raha fararano [1.1] | 
| Explanations in French | 4   crécerelle [1.54] 5 crécelle malgache, oiseau de bon augure, qui porte bonheur [1.196] | 
| Examples | 6   Dia nisy hitsikitsika nisakana azy.
[2.69#] | 
| Vocabulary | 7 Zoology: birds | 
| Synonyms | 8 ihitsikitsika, ikitiky, kitsikitsika | 
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word | 
| Article | 10 Randzavola: hitsikitsika ao amin' ny Baiboly | 
| Entry (2/2) | 11 hitsikitsika | 
| Part of speech | 12 noun | 
| Explanations in Malagasy | 13   Karazan-kazo lehibe mafy [1.1] | 
| Explanations in French | 14   (Nom général de rhodocolea : Rhodocolea racemosa (Lam.) H.Perrier et Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Fruits comestibles, acidulés. [Merina, Betsileo]
 [1.196] | 
| All compound words | 15 hazonkitsikitsika | 
| Vocabulary | 16 Botany | 
| Analogs | 17 hitsika | 
| Scientific name | 
 | 
| Updated on 2025/10/08 |   |