Entry gogo
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sakalava] Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm (Arius madagascariensis). Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin' ny olona ho azo alefa amidy any lavitra [Rajemisa 1985]
English definition a kind of fish [Richardson 1885]
Vocabulary 
Scientific name Arius madagascariensis
Toponymy Place names having the word gogo (1): Ambohigogo

Entry gogo
Part of speech noun
English definition  [Sakalava] a species of crocodile [Richardson 1885]
Vocabulary 

2013/12/18