Entry goaika
Part of speech noun
Malagasy definition Vorona lehibebe salasalany, mainty ny volony, fa eo amin' ny tendany no misy fotsy mihodidina toa fehivozona; vorona mihinana nofom-biby ny goaika ary malaza ho mpihinana ny voanjon' olona maniry koa. [Rajemisa 1985]
English definition a crow. Corvus scapulatus, Dand. Gaga, goaga, goaka, goake, goaky are used in the provinces. [Richardson 1885]
 a crow [Hallanger 1973]
French definition corbeau [Veyrières 1913, Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
Vocabulary 
Scientific name Corvus scapulatus
Synonyms gaga ~ goaga ~ goaka ~ goake ~ goaky
Compound words, titles, names 
Quotes 
Articles 
Illustrations 

Entry goaika
Part of speech adjective
French definition Se disait des choses semblables [Veyrières 1913]

2017/06/29