Entry fara
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Taranaka, dimby, solofo (tsy fampiasa irery afa-tsy amin' ny hoe "Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara, mahazo fara". Fa matetika dia miaraka amin' ny teny hoe "dimby": Hoderain' ny fara aman-dimby ny olona nahavita soa toa azy
(ampiasaina atao eo alohan' ny anarana). Amin' ny fotoana na amin' ny laharana aoriana indrindra: Nanao fara jery ny zanany izy dia lasa
Amin' ny laharana ambony indrindra: Tonga amin' ny fara voninahitra izy (tsara homarihina fa mitovy amin' ny hoe "farany" ihany ny hoe "fara", saingy ny "fara", atao alohan' ny anarana, ny "farany" kosa eo aoriana: farajery, fijerena farany [1.1]
Explanations in English The last; offspring, children, an heir, succession, progeny. [Ar. fark, pulus (=furar). Comp. the Heb. par, a calf, a young bull; Germ. farr; also the Heb. bar, son, and the whole group of words from the same root (as parah=barah; Sansk. bhri (Zend. bara); Gr. phero; Lat. fero=Eng. bear, etc.] [1.2]
 The last; the supreme; a descendant, a child [1.7]
Explanations in French Final, dernier, suprême [1.3]
  [Taisaka] Fin [1.82]
 Dernier-né [1.54]
 Le dernier; descendant, descendance; cf. farana [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Analogs  farana
Proverbs 

Entry fara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana, [1.1]
Explanations in French ( farafara plus usité) les stipulations, les obligations, les conditions préalables d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité [1.3]
Derivatives 
Synonyms farafara

Entry fara
Part of speech Unspecified
Explanations in English  [1.2]
Derivatives 
 

Entry fara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Fijinjana vary, fararano [1.78]
Compound words 
Proverbs 

Entry fara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Ampinga, aro [1.78]
  [Taisaka] Ampinga [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] Bouclier [1.82]
Vocabulary 

Entry fara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tilikambo avo misy fanala mirehitra amin' ny alina manondro ny lalana tokony halehan' ny sambo na ny fiaramanidina [1.1]
Origin French: phare.

Entry fara
Part of speech noun
Explanations in French  [Mahafaly] (mis pour mangidifara : nom des plantes dont on ne perçoit l'amertume qu'au bout d'un certain temps) Polygala greveana Baill. (Polygalaceae). Racine riche en saponine. [1.196]
Scientific name Polygala greveana
Vocabulary 

Entry Farà
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Phurah [2.996]
Explanations in French Pura [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Pora
Biblical quotes 

Updated on 2023/10/20