Entry boloky
Part of speech noun
Malagasy definition Anaram-borona mitovy amin' ny boaiza, fa lehibe, izay afa-mianatra ny fitenin' ny olona [Rajemisa 1985]
English definition a parrot; the generic name for the two species, Coracopsis nigra, L., and C vaza, Shaw. [Richardson 1885]
 the blue-grey Malagasy parrot [Hallanger 1973]
French definition perroquet [Rajemisa: Vakoka]
 le perroquet malagasy [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Scientific name Coracopsis nigra, Coracopsis vaza
Quotes 

Entry boloky
Part of speech noun
Malagasy definition Gadra famaizana ny olon-dratsy fahizay, izay natao amin' ny vozona sy ny tanana ary ny tongotra koa aza mba tsy hahafahany mihetsi-mahery [Rajemisa 1985]
English definition stocks, instruments of punishment, irons worn by criminals [Richardson 1885]
Vocabulary 

2010/04/03