Entry | anglisy | ||
Part of speech | noun or adjective | ||
Explanations in Malagasy | Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Englanda na Angletera: Monge-mahalatsaka izay ny Anglisy Momba an' i Angletera na an' i Angletera na avy any Angletera: Anisan' ny teny sarotra tononina ny teny anglisy [1.1] | ||
Explanations in English | An Englishman or woman [1.7] | ||
Explanations in French | Anglais, anglaise [1.8] | ||
Vocabulary | Geography: countries, people | ||
Synonyms | angley | ||
Compound words |
| ||
Hyponyms | |||
Origin | English: English. | ||
Analogs | Angletera ~ Englanda | ||
Updated on 2020/07/31 |