Entry angley
Part of speech   noun or adjective
Malagasy definition   Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Englanda na Angletera: Monge-mahalatsaka izay ny Angley
¶ Momba an' i Angletera na an' i Angletera na avy any Angletera: Anisan' ny teny sarotra tononina ny teny angley [Rajemisa 1985]
English translation   Englishman, Englishwoman
¶ English [3.1]
French translation   anglais, anglaise [3.1]
Vocabulary  
Origin   French: anglais.
Synonyms   anglisy
Analogy   Angletera ~ Englanda

Updated on 2012/12/26