Entry akany
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tranom-borona [1.1]
Explanations in English The nest or roosting place of wild birds. [1.2]
 A nest [1.7]
Explanations in French Nid [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : akany, akaniko, akaninao, akaniny, akanintsika, akaninay, akaninareo, akanin', akanin-, akanim-
Phytonyms 
Articles 
Illustrations 

Entry akany
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Trano na tanàna nahaterahana na nonenana fony fahazaza: Hontsa daholo izahay nandao ilay akany nahabe [1.1]
Explanations in English A youth center. [1.7]
Explanations in French Foyer (pour les jeunes). [1.8]
Web Akany Avoko (http://www.akanyavoko.com)

Entry akañy
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Any aminy, manambara toerana misy ny zavatra anontaniana ka tsy eo fa any amin'ilay toerana nialan'ilay mpanontany [1.78]
  [Sihanaka] Any [1.78]

Entry akany
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] Ady, fifandirana [1.78]
  [Taisaka] [ akañy ] Fifandirana [1.78]
  [Tanosy] Fifandirana [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] [ akañy ] Argumentation, discussion [1.82]
Derivatives 
 
Synonyms ankany

Anagrams 

Updated on 2022/07/30