Entry | ahitsy (hitsy) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Amboarina tsy hibilabilaka, tsy ho meloka: Ahitsio itỳ lalana itỳ Atao milahatra tsy mibilabila: Ahitsio tsara ireto seza ireto [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Qu’on redresse, qu’on aligne, qu’on corrige [1.3] | ||||||||
Examples | Ataovy ny tiana tafiditra an-tranon-tena io any aminareo any: anarina raha manivaka, ahitsy mba ho mendrika antsika mianakavy ihany.
[2.245] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | ahitsy | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Tanosy] ahitra [1.10] | ||||||||
Explanations in French | [Tanosy] Équivalent de ahitra [1.196] | ||||||||
Vocabulary | Botany | ||||||||
Anagrams | ahitsy, sitahy, tsiahy |
Updated on 2021/04/08 |