Entry | afiafy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy raha ahosotra, ary ny tahony fampandosirana ny moka rehefa dorana (Celtis discodoxylon) [1.1] | |
[Sakalava] Hazo maniry eny amoron-dranomasina [1.1] | ||
Explanations in English | [Sakalava] A tree [1.2] | |
Explanations in French | (du malais api-api). [Betsimisaraka, Tanosy] Avicennia marina (Forsk.) Vierh. (Acanthaceae). Arbre poussant dans l'eau de mer. Réputé médicinal. [Sakalava] Celtis gomphophylla Baker (Cannabaceae) [1.196] | |
Scientific name | Avicennia marina, Celtis gomphophylla | |
Vocabulary | Botany: tree | |
Synonyms | mantsimpofona | |
Anagrams | afiafy, faifay, fiafia |
Updated on 2023/02/21 |