Entry mantsimpofona (hantsina, fofona)
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy raha ahosotra, ary ny tahony fampandosirana ny moka rehefa dorana (Celtis discodoxylon) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Scientific name Celtis discodoxylon
Synonyms afiafy

2012/10/15