Entry Masikoro
Part of speech name (ethnonym)
Explanations in Malagasy Zanapoko sakalava andrefana, aty amin' ny aty tany, mifanindrana amin' ny Vezo izay mitoetra amin' ny morontsiraka, mivelona indrindra amin' ny fiompiana sy ny fambolena [1.1]
Explanations in French  [Tankarana] Habitant de l'intérieur. [1.19]
 Nom d'une population du sud-ouest de Mad [...] [full text in 1.5]
Examples 
1Izay no nahatonga ilay anarana hoe Vezo sy ny Masikoro. [2.606]
2Ny Masikoro na Antifiherenana no foko lehibe ao Fiherenana. [2.508]
Vocabulary 
Titles Contes Masikoro
Analogs  Sakalava ~ Vezo
Tables and plates Dialectal words

Anagrams 

Updated on 2020/07/31