Entry z
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy Tarehintsoratra faharoapolo na farany ary renisoratra fahenina ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Toetra zavatra miova ho toe-javatra; ary toy izany koa raha mikambana amin'ny tovona man mba hanaovana matoanteny: Man zaitra = manjaitra.
Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Explanations in French Dernière lettre et seizième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Compound words 
Analogs  abidỳ
Tables and plates The Alphabets
Articles 
Illustrations 

Entry Z
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy Zatokilao [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2020/11/03