| Entry (1/2) | 1 ziva |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 mpifankatia ara-belirano toy ny mpihavana akaiky mihitsy, nefa mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana [1.1] |
| Examples |
4 Ny manasina azy dia ny Maroserana satria mpiziva ry zareo ireo, fa maty ny mpisoron' ny Andretsoka ka izany no ilanay ziva.
[2.606#228]
|
| Derivatives |
|
| Entry (2/2) | 11 ziva |
| Part of speech | 12 noun |
| Explanations in Malagasy |
13 kirihitr' ala [1.1] |
| Vocabulary | 14 Botany |
| Anagrams | 15 vazy, 16 zavy, 17 ziva |
| Updated on 2025/09/19 |
|