Entry | 1 fizivana |
Root | 2 ziva |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba fahita amin' ny foko sasantsasany, izay mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana [1.1] |
Examples |
5 Ny avy amin' ny foko nifampiziva kosa nifampitantara ny hasoan' ny fizivana.
[2.643#]
|
Anagrams | 6 fivazina, 7 fivizana, 8 fizivana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |