|
|
|
|

Entry1  fizihirana
Root  2 zihitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fibontsinana: Ny fizihiran' ny kibony no niantsoanay dokotera
5 Fahatezerana: Tsy hadinoko ny fizihirany tamiko herinandro
6 Fihenahenana tsy miteny: Tsy nisy ratsy nataony akory fa ny fizihirony no nahasosotra ahy [1.1]

Updated on 2025/09/12