|
|
|
|

Entry1  zaza sary
Elementary words  2 zaza, 3 sary
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 zaza tsy manandray ara-dalàna [1.1]
Explanations in English  6 an illegitimate child [1.7]
Explanations in French  7 Les bâtards sont des copies et non des originaux. [2.415#1017]
8 enfant illégitime [1.8]
Examples  9  ny zazasary sy ny zana-dranitra tsy mandova; [2.508#]
10  Teny am-pivezivezena teny no nananany tokan-trano nifanisa tamin' ny tanàn-dehibe nolalovany, ary indrisy, mampalahelo fa misy vitsivitsy tamin' ireny namelany zazasary! [2.499#]

Updated on 2025/09/12