|
|
|
|

Entry1  zaza mahalia lalana
Elementary words  2  zaza, 3  mahalia lalana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  zaza mety ho tonga irery any amin' izay alehany [1.1]
Explanations in French  6  enfants qui peuvent marcher [1.3#376]
Examples  7  Rahefa zaza mahalia lalana, tonga avokoa [2.298#18]
Synonyms  8  zaza mahatokan-dalana

Updated on 2025/09/12