|
|
|
|

Entry1  zazakely
Elementary words  2  zaza, 3  kely
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  zaza mbola kely, eo amin' ny herintaona na roa taona [1.1]
Examples  6  Iza no miantoka koba ny zazakely mbola minono? [2.270#]
7  Mety ilaina ny fandidiana mba hamoahana ilay zazakely. [2.424#]
8  Nidridridridry sy nitomany tahaka ny zazakely mihitsy. [2.357#]
All compound words 

Updated on 2025/09/12