|
|
|
|

Entry1 zaza amim-behivavy
Elementary words  2zaza, 3amy, 4vevihavy
Part of speech  5 locution
Examples  6 Nahazo nandeha irery ny zaza amim-behivavy1.436 [1.436]
7 ny zaza amim-behivavy nobaboiny, nefa azo navotana ihany [1.437]
8 Ka lavitra loatra izany, ary tsy ho afaky ny zaza amim-behivavy [2.588#95]
9 Vao mainka midradradradra niantsoantso anefa ireo zaza amim-behivavy. [2.587]

Updated on 2025/07/29