Entry zavozavo
Part of speech noun
Malagasy definition Aloka na haizina na ny fitambatry ny rahona tsy ahitana tsara zavatra manodidina [Rajemisa 1985]
French definition obscur, trouble, qui n'est pas distinct, qui se dessine vaguement [Abinal 1888]
Derivations 
Examples 
1ny zavozavo sy erika zary patrakala vaventy soa miara-mandina, ratsy miarabasoka [Rasamuel: Manjakadoria]
2Tsy maintsy hilazana ny havana sy ny namana, satria ireo no toy ny zavozavo sy erika [Rasamuel: Fanambadiana]

2019/08/17