|
|
|
|

Entry1  fanjavozavo
Root  2 zavozavo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavatra manjavozavo, tsy mazava tsara:
5 Tsy afaka handeha maraina ianareo noho ny fanjavozavon' ny andro amin' izao ririnina izao [1.1]

Updated on 2025/11/17