Entry zavamananaina (zavatra, anana, aina)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... [Rajemisa 1985]
English translation   [ zava-mananaina ] a living thing, an animal [Hallanger 1973]
French translation   [ zava-mananaina ] être vivant; animal [Hallanger 1974]
Synonyms   zavamiaina

Updated on 2013/08/06