Entry zavakanto (zavatra, kanto)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Zavatra anehoan' ny olombelona ny filamatra ao am-po aman-tsainy momba ny "tsara" eo amin' ny sary, hoso-doko, mozika [Rajemisa 1985]
English translation   [ zava-kanto ] works of art [Hallanger 1973]
French translation   [ zava-kanto ] objet d'art [Hallanger 1974]
   arts [Rajaonarimanana 1995, SLP: Voambolana]
Examples  
1noho izy zavakanto vita amin' ny teny ary fitaovan-tserasera fampitan-kafatra. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 6]
2Fitaratry ny fiombonam-be ny mpiangaly zavakanto, hoy ry Varagnac, izy no mandika ho azy tsy iniana sy mampiseho ny toetoetry ny fiarahamonina iainany. [Razafiarivony: Harivolana, page 114]
Illustrations  

Updated on 2017/07/18