| Entry | 1 zavajavatra |
| Root | 2 zavatra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Teny enti-milaza zavatra madinika isan-karazany tsy tononina anarana.
[1.1] |
| Examples |
5 Tsy adinony ihany koa ireo zavajavatra madinika ilain-dRamatoa ao an-trano, ny tohizan-kena iray sy roa nohafaran' ireompifanolo-bodirindrina azy noho ireo tsy afaka niantsena.
[2.470#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|