|
|
|
|

Entry1  zavaboaary
Elementary words  2 zavatra, 3 voary
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 jereo zavaboary. [3.1]
Examples  6  Tsy misy zava-boaary afaka ho velona raha tsy eo izy [2.445#57]
7  Hadinontsika ny milaza ny fandrosoana goavana ahafahana miresaka momba ny zavaboaary sy ny fihetsiketsehana ho fanoherana ny fanamboarana fitaovam-piadiana [1.369]
Other spellings  8 zava-boaary

Updated on 2025/11/02