|
|
|
|

Entry1  zarazara hoditra
Elementary words  2 zarazara, 3 hoditra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ilazana volon-koditra izay tsy lasa fotsy nefa tsy mainty koa [1.1]
Explanations in English  6 light brown-skinned [1.7]
Explanations in French  7 qui a la peau brun clair [1.8]
Examples  8  Ny endriny dia mavo zarazara hoditra-tso-bolo. [1.436#]
9  bikana, ranjanana, tomady, sady zarazara hoditra. [2.285#]
10  Maro karazana ny volonkodiny : ny fotsy, ny mena, ny zarazara hoditra, ny mainty. [2.332#]

Updated on 2025/09/12